Badminton – Mada sénior 2026: Mpilalao 84 hiady izay ho lohany
Hotanterahina ny sabotsy sy ny alahady ho avy izao, etsy amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano, ny fifaninanam-pirenena eo amin’ny taranja badminton. Hiaka-tsehatra amin’izany ny sokajy “senior” sy ny “veterans”, lahy sy vavy. Mahatratra 84 ireo hiady ho lohany amin’izany ka miisa 25 ny vehiavy raha 59 ny lehilahy. Klioba 9 no hifaninana, …
No comments yet. Be the first to add a perspective.