Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Lalao Olympika : Tsy mbola nivoaka ny lisitry ny mpilalaon’ny Barea U23

Tsy mbola namoaka ny lisitry ny mpilalao handrafitra ny ekipa nasionaly Barea U23, izay hihaona amin’i Afrika Atsimo, ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF). Raha tsy misy nefa ny fiovana, rahampitso izy ireo no handeha ho any an-toerana, hiatrika ity lalao ity. Afaka efatra andro, izany hoe, ny 14 novambra …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.