Tenisy – “ITF W15” de Paris! Resin’i Tiantsoa ilay rosianina Andrienko
Manohy ny diany amin’ny fiadiana ny ITF W15 de Paris, taranja tenisy, Ratre Ando Tiantsoa, Malagasy mizaka ny zom-pirenena frantsay. Ny talata lasa teo nandritra ny fihodinana voalohany, nandresy ilay rosianina, i Maria Andrienko, tamin’ny seta 2 no ho 0 (6/4 ; 6/4) ny tovovavy. Nahagaga ny rehetra ity vokatra …
No comments yet. Be the first to add a perspective.