Barea U23 : Voasakana tetsy Ivato ny mpanazatra
Nanainga omaly, hihazo an’i Afrika Atsimo, ny delegasiona ekipam-pirenena Barean’i Madagasikara, sokajy zandriny U23. Tsy lasa any Afrika Atsimo niaraka tamin’ireo mpilalaony ny mpanazatra Boualem Mankour, noho ny olana ara-taratasy fahazoan-dalana hiditra amin’ny firenen-kafa “Visa”. Efa nandamina izany avy hatrany ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), raha ny filazan’ny loharanom-baovao …
No comments yet. Be the first to add a perspective.