SOMBIM-BAOVAO
Tapitra ny lalao Olympika ho an’ny tanora (JOJ 2026) ho an’ny Malagasy. Namarana azy ny taranja atletisma. Nihintsana teo amin’ny fifaninanana ho an’ny halavirana 200 m i Jauslin Laura. Laharana fahadimy no nisy azy ary 27 s 46 % ny fe-potoany. Ny Makis Ladies irery izany no hany nitondra medaly nody …
No comments yet. Be the first to add a perspective.