Fihaonana amin’i Guinée Bissau : Iankinan’ny hoavin’ny Barea amin’ny Can 2027
Tsy maintsy mandresy an’i Guinée Bissau ny ekipa nasionaly Barea, anio, any Maroc, raha mbola te ho tafiditra anaty hazakazaka, hahazoana ny tapakila handraisana anjara amin’ny Can 2027. «Tonga ity ny fotoana»! Hotanterahina anio, ao amin’ny Kianja Meknes, Maroc, ny lalao mandroso hihaonan’ny Barean’i Madagasikara sy ny OS Djurtus Guinée …
No comments yet. Be the first to add a perspective.