INDRAY MIJERY
Taorian’i Mahajanga, anjaran’ny tapany Atsimon’i Madagasikara indray no handray ny fihaonambe ho fanavaozana ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa. Hotanterahina ny 19 sy 20 novambra ho avy izao, ao Fianarantsoa izany. Fotoana iray hifanakalozan-kevitra amin’ireo mpampiofana, mpianatra, ray aman-dreny ary mpiara-miombon’antoka, hiaraha-mamantatra ireo laharam-pahamehana hanavaozana sy hanorenana ny hoavin’ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.