Sarimihetsika : Tafakatra 400 mahery ny mpiofana
Maro ireo tanora liana amin’ny sarimihetsika sy ny haikanto an-tsehatra. Tafakatra 400 mahery ny tonga nanatrika ny fiofanana nokarakarain’ny Ivontoeran’ny Sarimihetsika sy ny sarimiaina malagasy (ISSM). Niarahany tamin’ny Akademim-pirenena nasionalin’ny kolontsaina sy ny zava-kanto (Anac) ary ny Creare Training Center. Fiofanana natao teny amin’ny efitrano Havoria Anosy, nandritra ny telo …
No comments yet. Be the first to add a perspective.