Fondation H : 10 taona nanandratana ny zavakanto ankehitriny
Fampirantiana roa karazana, samy goavana. Ireo no hanombohana ny fanamarihana ny 10 taona nampakaran’ny Fondation H avo ny zavakanto malagasy. Vanim-potoana mampamiratra ny zavakanto ankehitriny, izao. Iray amin’ireo ivokolo nanome sehatra, nampahafantatra ary nampiroborobo ny famoronana ny kanto ny Fondation H. 10 taona izay no nilofosan’ny ivontoerana tamin’izany, ary efa …
No comments yet. Be the first to add a perspective.