Taranja Malagasy sy matematika : 170 ireo nahavita fiofanana tao Farafangana sy Vondrozo
Notanterahina tao Farafangana, tamin’ity herinandro ity, ny lanonana fanolorana mari-piofanana, manambara ny fahavitan’ny fiofanana amin’ ny taranja malagasy sy matematika. Nokarakarain’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena, tamin’ny alalan’ny sampandraharaha misahana ny fampiofanana fototra (Développement de la formation initiale) izy io. Niaraha-miasa tamin’ny Family Health International 360 ary vatsian’ny Fondation Hempel ara-bola, ao anatin’ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.