CHU Analankininina: Mandidy ireo tratran’ny aretina mamany lava
Mitohy ny fitsaboana sy fandidiana maimaimpoana ho an’ireo vehivavy tratran’ny aretina mamaly lava na fistule obstétricale, karakarain’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka. Iarahany amin’ny mpiara-miombon’antoka, dia ny “Freedom From Fistula” izany, ao amin’ny CHU Analankininina, Toamasina, nanomboka ny 18 oktobra lasa teo ka hatramin’ny 30 novambra ho avy izao. Tafiditra ao anatin’ny tolotra …
No comments yet. Be the first to add a perspective.