Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

« Mamiko foana » : Hisedra ny CCEsca i Hery sy Haja

Fampiaraham-peo nasongadin’ny « Pazzapa », taona maro lasa izay. Mbola manohy ny fiarahana ary hiaka-tsehatra etsy amin’ny CCEsca An­ta­­nimena i Hery sy Haja, ny alahady 15 novambra izao, amin’ny 3 ora tolakandro. « Mamiko foana », lohatenin’ilay hiran’izy ireo malaza indrindra, lohatenin’ny rakikira efa nivoaka no mbola hampisalorana ny fampisehoana ihany koa io. «Fampahafan­tarana …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.