Teknôlôjia: Mahasarika tanora ny « Novembre numérique »
Mihazakazaka ny fotoana. Mihazakazaka manaraka izany ihany koa ny teknôlôjia. Ny fanehoana ny ampahany amin’ireo dingana efa vitan’ny zanak’olombelona, momba azy io no anisan’ny antom-pisian’ny « Novembre numérique ». Nanomboka ny 3 novambra teo, tao amin’ny Alliance française Antananarivo, eo Andavamamba (AFT). Miaina ao anatin’ny tontolon’ny teknôlôjia ireo rehetra nitsidika teny an-toerana. …
No comments yet. Be the first to add a perspective.