Distrikan’i Manjakandriana : Hifaninana amin’ny kitra ny kaominina
Hikarakara fifaninanana lalao ara-panatanjahantena eo amin’ny samy kaominina eo anivon’ny distrikan’i Manjakandriana, ny fikambanana Zoky Misa. Hotanterahina amin’ny volana desambra ho avy izao ny hetsika. Nanatanteraka fihaonana hanomanana izany, teny Ambohimalaza, araka izany, ny solontenan’ny kaominina 25 mandrafitra ny distrika, omaly. Tanjona ny mba hifankafantarana sy hanohizana ny fiaraha-miasa ary …
No comments yet. Be the first to add a perspective.