Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

MESUPRES : Arahina ana habaka ny taratasy karakaraina

Nampahafantarina omaly teny amin’ny foiben’ny minisiteran’ny Fampianarana Am­bara­tonga ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa ny “plateforme e-courrier”, izay sehatra niomerika iray ahafahan’ny mpiasan’ny minisitera rehetra, ny mpampianatra mpikaroka na mpikaroka mpampianatra, ireo mpianatra na mpandraharaha manaraka ana habaka ny taratasy karakarainy eo anivon’ny minisiteran’ny Fam­pianarana ambaratonga am­bony sy ny fikarohana ara-tsiansa. …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.