Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Rugby Top 12-Mada : Halefa mivantana amin’ny Startimes

Niverina ny fiaraha-miasan’ny Malagasy Rugby sy ny orinasa Startimes. Tanteraka izany noho ny fangatahan’ny mpan­kafy ity taranja ity sy ireo mpanaraka ny fandaharana ara-panatanjahantena ao amin’ny GasyStar vokarin’ny Startimes. Votoatin’ny fiaraha-miasa ny fampitan’ny Startimes amin’ny fahitalavitra ireo lalao ao anatin’ny fifaninanana Top 12, ho an’ny taom-pilalaovana 2026-2027. Miisa 12 ny …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.