Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Tsipy kanetibe – «Mondiaux 2026»  : Nanome tohana ny ekipa ny ligin’Analamanga

Hanainga ny alarobia ho avy izao, hihazo an’i Thaïla­nde, ny ekipam-pirenena malagasy eo amin’ny taranja tsipy kanetibe, sokajy «sénior», lehilahy, ahitana an’i Balôty, Tendry, Lova ary i Liva. Hia­trika ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany «Mon­diaux 2026», tanterahina ao amin’ny Kianja Khon Kaen, ny zoma 20 ka hatramin’ny talata 24 …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.