Fifanintsanana JO 2028-U23 : Resin’ny Bafana Bafana ny Barean’i Madagasikara
Ratsy ny vokatra teo amin’ny lalao voalohany ho an’ny Barean’i Madagasikara, U23. Resin’ny Bafana Bafana Afrika Atsimo, tamin’ny isa 1 no 0, ny Malagasy. Niondrika tamin’ny isa tery, 1 no ho 0, nanoloana ny Bafana Bafana Afrika Atsimo, ny Barean’i Madagasikara, nandritra ny lalao mandroso hiadian-toerana ho an’ny lalao Olympika …
No comments yet. Be the first to add a perspective.