Fihaonana tamin’ny minisitry ny Fanavaozana: Mitaky ny hanadiovana ny tokotanim-pifidianana koa ny SADC
Efa andro maromaro ny iraky ny SADC sy ny avy amin’ ny Firenena mikambana (ONU) no eto Madagasikara. Efa nihaona tamin’ireo mpitondra sy ny lehiben’ny Andrimpanjakana ary ny avy amin’ny FFKM izy ireo. Anisan’ny nandray ny iraky ny SADC, Joyce Banda, teny Antaninarenina, ny herinandro teo, ny minisitra misahana ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.