Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Volan’ny propagandy: Nampiaka-peo sy tsy faly ny fiarahamonina sivily

Nanao ranolava ny fanehoan-kevitra taorian’ny fahavitan’ny dinika fakan-kevitra ho fanatsarana ny zotram-pifidianana. Anisan’ny tsy mankasitraka ny teboka sasany amin’ny fehinkevitra ireo fiarahamonim-pirenena. Samy velon’ahiahy izy ireo amin’ny tsy fisian’ny mangarahara ka hiverenan’ny tranga tany aloha amin’ny tsy famerana ny vola ampiasaina amin’ny fifidianana Lalàmpanorenana na fitsapan-kevi-bahoaka. « Tsy azo antenaina ny …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.