Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

« Volan’Ambatovinaky »: Maneho ny tantara teatira malagasy

Lasa toeram-pivoahana ho an’ny besinimaro taty aoriana… Mirakitra tantara lehibe, tsy hay kosehina raha hiresaka ny teatira malagasy anefa io toerana ao Ambatovinaky io. Avy amin’ny tantaran’ny toerana no nakana ilay tantara tsangana «Vo­lan’Am­batovinaky», lalaovin’ny Tropy Ventso Réunion. Ho avy eto Madagasikara, ka haneho izany an-tsehatra izy ireo, ny alahady …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.