Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

FAKAFAKA

Maro ireo diso hevitra Vokatry ny fanaovana « antanambotsotra ». Fanindraindrana sy filohalohavana ny tsy sahaza ny tena… Maro ireo diso hevitra. Vao miposaka ny masoandro. Mifampiarahaba amin’ny teny frantsay na anglisy… Dia mihevi-tena fa Frantsay na Anglisy ? Sa, mihevi-tena ho ambony noho ny hafa ? Manam-pahaizana noho ny sasany ?… Ny mifanohitra amin’izay. …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.