SOMBIM-BAOVAO
Norombahin’i Fred sy i Andry, ny “Grand Rallye de Madagascar” andiany faha-46. Dingana farany notanterahina tany Moramanga ny 13 – 15 novambra lasa teo. Araka izany, voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara ho an’ny taom-pilalaovana 2026 izy mirahalahy. Iny ihany koa no nanakatona ny taom-pilalaovana ho an’ny federasiona (FSAM). “Asio telo any”. …
No comments yet. Be the first to add a perspective.