Barean’i Madagasikara : Mpilalao efatra tsy afaka hiakatra kianja
Hifanome fotoana amin’ny mpankafy, anio, ny ekipam-pirenena, Barean’i Madagasikara. Hifanandrina amin’ny OS Djurtus Guinée Bissau ny Malagasy. Misy mpilalao tsy afaka hilalao noho ny karatra mavo roa sy ny ratra. Hotanterahina anio, any Bissau, ny fihaonan’ny OS Djurtus Guinée Bissau sy ny Barean’i Madagasikara. Fifanandrinana izay tafiditra anatin’ny andro fahefatry …
No comments yet. Be the first to add a perspective.