Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Fandraisana mpampianatra : Napetraka ny ady amin’ny kolikoly

Mifantoka amin’ny fanadihadiana sy ny famakafakana ireo lesoka mety hitondra any amin’ny kolikoly, ao anatin’ny paikady rehetra mahakasika ny fandraisana ho mpiasam-panjakana ireo mpampianatra ENF amin’ny alalan’ny tetikasa Talim ny minisiteran’ny Fa­nabeazam-pirenena. Misy ny atrikasa handinihana izany nanomboka omaly hatramin’ny rahampitso. Tanjo­na ny hitrandrahana ireo antony mafonja mahatonga ny kolikoly …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.