Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Rugby Club Tanora Soavimasoandro:  Nankalaza ny fiaraha-miasa sy ny fahombiazany

Mampirehareha ny sekolin’ny Rugby Club Tanora Soavimasoandro (RCTS), ireo mpilalao telo mirahavavy, nan­drombaka ny medaly ali­mo nandritra ny Lalao Olym­pika ho an’ny tanora (JOJ 2026) natao tany Dakar, ny fiandohan’ny volana lasa teo, niaraka tamin’ny Makis Ladies Junior. Nankalazaina izany nandritra ny Andron’ny mpiara-miombon’antoka (Partners Days), natao teny an-toerana, nysabotsy …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.