SOMBIM-BAOVAO
Handrafitra ny ekipan’ny Decines, amin’ny Trophée des villes taranja tsipy kanetibe i Yves Sedrick sy i Tianakely. Hiaraka aminy, i Clement Duvernet sy i Jason Giraud, sokajy (junior). Fihaonana hotanterahina any ST Etienne ny 21 ka hatramin’ny 24 janoary 2027. Hotanterahina ny zoma 20 novambra ho avy izao, etsy amin’ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.