Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Jiu-jitsu Brezilianina : Nahazo medaly volafotsy 3 ny Malagasy

Mitohy hatrany ny vokatra tsara azon’ny Malagasy mpikatroka, amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, amin’ny taranja Jiu-jitsu brezilianina, izay tontosaina any Abu Dhabi. Taorian’ilay vehivavy malagasy, i Nofy Chuck, izay nandrombaka ny medaly volafotsy, ny 10 novambra lasa teo, mbola niampy roa indray izany volafotsy izany rehefa nahazo ny laharana …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.