Madagasikara 0 – 2 Guinée-Bissau : Tsy hiatrika Can 2027 indray ny Barea
Notontosaina omaly, tao Bissau, ny andro fahefatra amin’ny fifanintsanana Can ho an’ny vondrona “L”. Lavon’i Guinée Bissau, tamin’ny isa 2 no ho 0 i Madagasikara Tsy ao anatin’ny hazakazaka hifanintsana amin’ny Can 2027 intsony ny ekipam-pirenena malagasy amin’ity. Resin’ny Os Djurtus Guinée Bissau, tamin’ny isa 2 no ho 0 ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.