Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Filatroana : Famaranana ny « Most Model Madagascar »

Tanora lahy sy vavy 12 no hiatrika ny dingana fa­maranana amin’ny «Most Model Madagascar». Hotontosaina ny 21 novambra izao ny andiany faharoa amin’ity fifaninanana ho an’ireo mpilatro voafantina ity, hatao eny amin’ny Akoa Hôtel Ivato. « Tsy ny maha mpilatro fotsiny no hatao tanjona ho an’ireo tanora ireo, fa ny hahafahany …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.