Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

INDRAY MIJERY

Nodinihana ny fandaminana vonjimaika ny fifamoivoizana eto Antananarivo. Eo ny famindrana ireo fiantsonan’ny zotra fitateram-bahoaka eo Analakely, Soarano sy ny manodidina mba hampizotra ny asa fanatanterahana ny tetikasa PIAA2 sy ho fiatrehana ny vanim-potoanan’ny fety. Tanjona ny hanamorana ny fivezivezena sy hampihenana ny fitohanana. Mitohy ny asa fanadiovana ny Lakandrano …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.