Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Ady amin’ny famarinana olona : Hamafisina ny fampiharana ny sazy

Nasiam-panavaozana ny volavolan-dalàna novolavo­lain’ny minisiteran’ny Fitsa­rana. Tafiditra indrindra ao amin’ny dingana lehibe ho fanavaozana ny rafitra ara-dalàna hiadiana amin’ny fa­marinana olona eto Madaga­sikara izany. Efa nolanian’ny Anteni­mierampirenena, tamin’ny endriny nasiam-panitsiana sy nasiam-panovana, nandritra ny fivoriana notanterahina tamin’ity herinandro ity izany volavolan-dalàna mahakasika ny ady amin’ny famarinana olona izany. Tanjona ny …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.