Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Fivorian’ny Mpitahiry Vakoka : Manana solontena any Kenya i Madagasikara

Hifarana anio, ny fivoriana isan-taona fanaon’ireo mpitahiry sy mpandrindra vakoka maneran-tany, ao amin’ny « National Museums of Ke­nya » Mumbasa, Kenya. Ani­san’ny miatrika izany ireo mpitahiry vakoka, sady miandraikitra ny Ofisy mitantana ny vohitr’Ambohimanga Rova (Office du Site Culturel d’Am­bohimanga Rova -OSCAR) ndrianarivao , sy ny lehiben’ny biraon’ny Unesco eto amintsika, Rakotoson …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.