Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Teknôlôjia sy fiverenana an-doharano: Mila mitandrina fatratra ny Malagasy

Manomboka mipoitra ny fifandirana. Toa voasokajy roa na telo avy hatrany ny fironan’ny Malagasy manoloana ny fampidirana sy fampiasana ny teknôlôjia amin’ny fiverenana an-doharano. Raikitra ny fifandirana ! Na samy mahay misikidy aza. Misy ny mitazona ny fomba fisikidiana fahiny fa ao ihany koa ireo nikaroka ka nampiditra izany ao anatina …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.