MINISITERAN’NY FAHASALAMAM-bAHOAKA : Nohamafisina ny fiarahana miombon’antoka
Nifantoka tamin’ny fifampizarana ny toe-draharaha ara-pahasalamana eo amin’ny hamehana sy fisorohana ary ny olana sedraina ny diniky ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny mpiara-miasa ara-bola sy teknika, tamin’ity herinandro ity. Tanjona ny ahafahana mandrindra tsara kokoa ireo fandaharan’asa sy ny fanohanana ara-bola amin’ireo laharam-pahamehana nasionaly. Hanamafisina ny fiaraha-miasa ary hampifamenoana ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.