INDRAY MIJERY
Hotanterahina ny 26 sy 27 novambra ao amin’ ny Lapan’ny Kolontsaina sy ny Fanatanjahantena Mahamasina ny fihaonana hampiroboroboana ny fampananana asa mitondra ny lohahevitra Forum de l’insertion technique et Professionnelle. Tafiditra ao anatin’ny politikan’ny minisiteran’ny asa, ny fampananana asa ary ny asam-panjakana ny hetsika. Ho tapaka ny lalana anio, manoloana …
No comments yet. Be the first to add a perspective.