Fampianarana : Hamafisina ny ady amin’ny kolikoly
Nanamafy ny ady amin’ny kolikoly sy ny fanodinkodinam-bola ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena, izay mifanindran-dalana amin’ny Vina apetraky ny Fitondrana Fanavaozana ankehitriny. Fantarina sy fakafakaina ireo banga na fahalemena mety hitarika any amin’ny kolikoly ao amin’ny paik’ady arahina rehefa mamoaka fanampiana ara-bola ho an’ny sekolim-panjakana ambaratonga garabola sy voalohany. Ireo solontenan’ny FEFFI …
No comments yet. Be the first to add a perspective.