Judo – Tompondaka maneran-tany « Juniors » : Tsy nitsanga-menatra Randrianjohany Alice
Nifarana teo amin’ny fihodinana faharoa, ny dian-dRandrianjohany Alice, tamin’ity fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany amin’ny taranja judo, izay natao tany Tashkent ity. Ao amin’ny sokajy vehivavy, “juniors” -78, no misy an’ity Malagasy ity. Tsy nitsanga-menatra ny tenany, nandritra ity fifanintsanana iraisam-pirenena ity, satria dia nandavo ilay tompondakan’i Afrika, Ibrahim Jana, …
No comments yet. Be the first to add a perspective.