Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Vehivavy 15 ka hatramin’ny 49 taona : Niharan’ny herisetra ny 21,4%

21, 4% ny tahan’ny vehi­vavy 15 ka hatramin’ny 49 taona manambady na olon-tiana niharan’ny herisetra ara-tsaina, ara-nofo na ara-pananahana nataon’ny vadiny na ny olon-tiany, tao anatin’ny 12 volana farany, araka ny vokatry ny dinidinika momba ny toe-piainan’ny mponina MICS 2025. Mahatratra 0,2% kosa ny tahan’ny vehivavy 15 ka hatramin’ny 49 …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.