INDRAY MIJERY
Notanterahina tamin’ity herinandro ity, teo anivon’ny oniversiten’Antananarivo, ny fanaovan-tsonia fiaraha-miasa eo amin’ny oniversiten’Antananarivo sy ny komity nasionaly misahana ny Codex Alimentarius (CNCA). Tafiditra ao ny hampiroboroboana ny fikarohana ara-tsiansa, ny fanamafisana ny fiarovana ara-pahasalamana ny kalitaon’ny sakafo vokarina eto Madagasikara ary ny fifampizarana traikefa. Dingana iray amin’ny fampifandraisana ny tontolon’ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.