Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Marefo amin’ny rivodoza : Nofaritana ny asa antsoroka hatao

Mbola tsy azo hihodivirana ny mamparefo ny faritra Sava amin’ny loza sy ny tandindony, indrindra amin’ny rivodoza. Matetika, mametraka olana amin’ny fiainana andavanandron’ ny mponina ny fiantraikany. Antony iray hanaovana ny fandalinana ny faharefoana sy fanangonana ireo tahirin-kevitra avy amin’ireo herivelona ao amin’ny distrika any an-toerana. Ahafahana manana angon-drakitra iraisana …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.