Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Tetikasa Tanora 2 : Mandrisika ny tanora handray andraikitra

Fiaraha-mientan’ny tanora sy ny maha olom-pirenena. Mpisehatra manodidina ny 50 eo amin’ny sehatry ny tanora no nihaona ny talata teo, tao amin’ny QG Tanora Ankorondrano. Tanjona ny hanamafy ny fandraisana anjaran’ny tanora eo amin’ny fiarahamonina. Mpisehatra manodidina ny 50, avy amin’ny andrimpanjakana, fikambanana sivily ary mpiara-miombon’antoka no nihaona tetsy amin’ny …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.