Midi Madagasikara
-
03:00 Aug 07, 2026
Nitrangana fanafihana mitam-piadiana tao amin’ny tanana iray tao Mahanoro antsoina hoe Ambalakininina. Jiolahy efatra nanantontosa izany ka ny iray voatifitry ny tompon-trano raha reny ireo jiolahy nikasa hiditra tao aminy. Tokony tany amin’ny 01ora sy 30min tany ho any ilay fanafihana ity mpandraharaha tao Mahanoro ity, izay nandeha moto « zah mbo ngaogna » na ireny moto […] L’article Ambalakininina Mahanoro : Jiolahy efatra nanafika mpandraharaha, iray maty voatifitra est apparu en premier sur Midi Madagasikara.