Jiolahy | News

  • Foulpointe : Jiolahy misy « menottes » tafatsoaka
    Midi Madagasikara - 03:00 Aug 08, 2026
    Mbola tafatsoaka ihany kanefa efa nifatotra rojovy ny tànany. Karohina ankehitriny ny lehilahy antsoina hoe Max izay voarohirohy tamin’ny vaky trano sy fikamban-jiolahy. Tsy voalohany izy no tafaporitsaka toa izao fa efa inefatra. Mahavariana ny maro arak’izany ary malaza rahateo fa mitazona fanafody ratsy. Ny mampanahy ny olona dia ao anatin’ny fotoana izay tena betsaka […] L’article Foulpointe : Jiolahy misy « menottes » tafatsoaka est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Ambalakininina Mahanoro : Jiolahy efatra nanafika mpandraharaha, iray maty voatifitra
    Midi Madagasikara - 03:00 Aug 07, 2026
    Nitrangana fanafihana mitam-piadiana tao amin’ny tanana iray tao Mahanoro antsoina hoe Ambalakininina. Jiolahy efatra nanantontosa izany ka ny iray voatifitry ny tompon-trano raha reny ireo jiolahy nikasa hiditra tao aminy. Tokony tany amin’ny 01ora sy 30min tany ho any ilay fanafihana ity mpandraharaha tao Mahanoro ity, izay nandeha moto « zah mbo ngaogna » na ireny moto […] L’article Ambalakininina Mahanoro : Jiolahy efatra nanafika mpandraharaha, iray maty voatifitra est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Tsy filaminana eto Toamasina Renivohitra : Jiolahy telo maty voatifitry ny UIR ny alarobia alina
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 18, 2026
    Efa vonona hiady amin’ireo asan-jiolahy ny polisim-pirenena izao eto Toamasina Renivohitra, satria saika isak’alina dia hita foana izy ireo miaro ny vahoaka sy ny fananany eny amin’ny fokontany, indrindra fa ireo tafiditra amin’ny fokontany mena eto Toamasina. Niantso mpanao gazety ireo ekipan’ny polisy nanazavany ny zava-nisy teto Toamasina. Ny alarobia alina io dia jiolahy telo […] L’article Tsy filaminana eto Toamasina Renivohitra : Jiolahy telo maty voatifitry ny UIR ny alarobia alina est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Toliara : Jiolahy roa voatifitry ny polisy
    Newsmada - 06:16 Apr 14, 2025
    Jiolahy telo mitam-piadiana no nikasa hanafika tranombarotra iray ana karana ao Toliara, ny alahady maraina teo. Nahazo vaovao momba izany ny polisin’ny UIR Toliara ka tonga ara-potoana nanao ny asany. Vokany, nandamoka ny fanafihana saika hataon’ireo jiolahy. Nisy ny fifanandrinana satria nitifitra avy hatrany ireo jiolahy raha vao nahatazana ny […]