Midi Madagasikara
-
03:00 Jul 08, 2026
Tranga mampihoron-koditra tanteraka no nisy tetsy Ambatomaro omaly maraina. Tovolahy iray manodidina ny 19 taona tany ho any no hita faty teny an-toerana. Tovolahy izay voalaza fa mpianatra very, tsy hita nanomboka ny alatsinainy teo. Mitohy hatrany ity trangan-kerisetra, vono olona sy hala-jaza izay toa lasa mampikorontsaina olona eto an-drenivohitra. Omaly, hita teny Ambatomaro, tao […] L’article Ambatomaro : Tovolahy hita faty, tsy nisy taovam-pananahana intsony est apparu en premier sur Midi Madagasikara.