Tovolahy | News

  • Ambohimangakely – Tovolahy very : Avy niasa an-tsokosoko tany Toamasina
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 31, 2026
    Tsy nisy nampandrenesiny ny rehetra na ireo fianakaviana akaiky na ireo olona nifanerasera taminy. Namidiny ny môtô-ny dia iny izy ny lasa ! Efa isan’ireo tafiditra tao anatin’ny antontan’isan’ireo olona very, voaray teny anivon’ny tompon’andraikitra ingahy kely ary efa nifampitadiavana. Ny marain’ny 24 jolay lasa teo ity tovolahy iray 24 taona niala tao an-tranony tetsy Ambohimangakely, […] L’article Ambohimangakely – Tovolahy very : Avy niasa an-tsokosoko tany Toamasina est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Korontana ao Ambohimahasoa : Tovolahy voatifitry ny pôlisy, nokasain’ny olona hodorana ny kaomisaria
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 28, 2026
    Mafampana ny toe-draharaha tao an-tampon-tanan’Ambohimahasoa tao omaly. Misy andian’olona maromaro nirohotra nihazo ny kaomisarian’ny pôlisy ary mitaky ny marina mahakasika ny fitifirana ary nahafaty tovolahy iray tao an-toerana. Efa nampirehitra afo sy kodiarana teo ivelan’izany biraon’ny mpitandro filaminana izany ireto olona marobe ireto ary voalaza mihitsy fa saika handoro an’io birao io. Efa niatrana ireo […] L’article Korontana ao Ambohimahasoa : Tovolahy voatifitry ny pôlisy, nokasain’ny olona hodorana ny kaomisaria est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Ambatomaro : Tovolahy hita faty, tsy nisy taovam-pananahana intsony
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 08, 2026
    Tranga mampihoron-koditra tanteraka no nisy tetsy Ambatomaro omaly maraina. Tovolahy iray manodidina ny 19 taona tany ho any no hita faty teny an-toerana. Tovolahy izay voalaza fa mpianatra very, tsy hita nanomboka ny alatsinainy teo. Mitohy hatrany ity trangan-kerisetra, vono olona sy hala-jaza izay toa lasa mampikorontsaina olona eto an-drenivohitra. Omaly, hita teny Ambatomaro, tao […] L’article Ambatomaro : Tovolahy hita faty, tsy nisy taovam-pananahana intsony est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Maevatanàna : Tovolahy iray maty voatifitra nandritra fifanjevona tamin’ny dahalo
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 01, 2026
    Nitrangan’ny fanafihana mitam-piadiana indray ny tao amin’ny zana-bohitra Morafeno, fokontan’Ambodimanary, ato anatin’ny kaominina Maevatanàna ambonivohitra, ny alin’ny alatsinainy faha-29 jona taona 2026 teo, tokony tamin’ny 11 ora sy sasany tany ho any, raha ny angom-baovao azo. Jiolahy dimy nirongo basim-borina no voamarina fa nanafika sy naka an-keriny omby 16 tao am-bala. Nandritra ny fidiran’ireo malaso […] L’article Maevatanàna : Tovolahy iray maty voatifitra nandritra fifanjevona tamin’ny dahalo est apparu en premier sur Midi Madagasikara.