Analavory | News

  • Halatra Bajaj : Avy any Analavory, saika hafenina  teny Ambohidratrimo
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 04, 2026
    Ny alakamisy lasa teo, lehilahy iray, 25 taona mipetraka ao Ambohijafy Fenoarivo, mpamily Bajaj tany Analavory no voasambotry ny zandary teny Ambohidratrimo noho ny halatra Bajaj. Araka ny fantatra dia nalainy avy any Analavory ity fitaovana ity ary teny amin’ny tetezan’Ampangabe, distrikan’Ambohidratrimo vao tratra. Mpamily mpisolo toerana ingahy ary naka an’ilay fitaoavana toy ny mahazatra […] L’article Halatra Bajaj : Avy any Analavory, saika hafenina  teny Ambohidratrimo est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Analavory : Un voleur de zébus abattu et trois complices arrêtés
    Midi Madagasikara - 03:00 Jun 30, 2026
    Dans la nuit du 26 au 27 juin, un vol de zébus survenu à Antanetibe, dans la commune rurale d’Analavory, district de Miarinarivo, s’est soldé par la récupération des deux bovidés dérobés, la mort d’un présumé voleur de bétail lors d’une intervention militaire et l’arrestation de trois autres personnes soupçonnées d’avoir participé au réseau. Les […] L’article Analavory : Un voleur de zébus abattu et trois complices arrêtés est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Analavory : Mpivady mandefa zaza tsy ampy toana miasa nosamborina
    Midi Madagasikara - 03:00 Jun 29, 2026
    Nametraka fitoriana tao amin’ny paositry ny polisy Analavory ny 11 jona lasa teo ny raim-pianakaviana iray, noho ny tsy fahitàna ny zanany lahy 14 taona nanomboka ny 09 jona. Nanokatra fanadihadiana ny mpitandro filaminana ka fantatra fa mpivady monina ao an-toerana no tompon’antoka tamin’ny fanjavonan’ilay zaza, ka nalefany tany amin’ny faritra hafa, amin’ny tapany Atsimon’ny […] L’article Analavory : Mpivady mandefa zaza tsy ampy toana miasa nosamborina est apparu en premier sur Midi Madagasikara.