Halatra Bajaj | News

  • Halatra Bajaj : Avy any Analavory, saika hafenina  teny Ambohidratrimo
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 04, 2026
    Ny alakamisy lasa teo, lehilahy iray, 25 taona mipetraka ao Ambohijafy Fenoarivo, mpamily Bajaj tany Analavory no voasambotry ny zandary teny Ambohidratrimo noho ny halatra Bajaj. Araka ny fantatra dia nalainy avy any Analavory ity fitaovana ity ary teny amin’ny tetezan’Ampangabe, distrikan’Ambohidratrimo vao tratra. Mpamily mpisolo toerana ingahy ary naka an’ilay fitaoavana toy ny mahazatra […] L’article Halatra Bajaj : Avy any Analavory, saika hafenina  teny Ambohidratrimo est apparu en premier sur Midi Madagasikara.