Antampoketsa Ankazobe | News

  • Antampoketsa Ankazobe : Lehilahy marary saina matin’ny hatsiaka
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 03, 2026
    Manao ririn-dasa tsy tsaroana, hoy ny fitenenana. Na izany aza tsapan’ny rehetra ho nihanamirifiry ny hatsiaka tamin’ity. Ary ny loza dia namoizana aina olona iray izany tetsy Antampoketsa Ankazobe. Araka ny fampitam-bavaon’ny zandary dia lehilahy iray tsy dia salama saina loatra izy io ary tsy manan-kialofana. Hatsiaka sy hanohanana no voalazan’ny mpitsabo fa nahatonga ny […] L’article Antampoketsa Ankazobe : Lehilahy marary saina matin’ny hatsiaka est apparu en premier sur Midi Madagasikara.