Lehilahy | News

  • Fahamaizan’ny Bazary kely Toamasina : Lehilahy iray may kila, an-tapitrisany ireo entana levon’ny afo
    Midi Madagasikara - 03:00 Aug 04, 2026
    Alin’ny alahady hifoha ny alatsinainy teo tamin’ny 10 ora alina sy 40 minitra tany ho any no nahitana ny lelan’afo voalohany tany Bazary kely ambany, aty amin’ireo tantsaha sy mivarotra « fripperie », ary lasopy gasy. Vao nahare ny firehetana ny ben’ny tanàna Atoa Andrafanomezantsoa Alain, sy ny ekipany, ary ny solombavambahoakan’i Toamasina renivohitra Atoa Ratsiraka Roland, […] L’article Fahamaizan’ny Bazary kely Toamasina : Lehilahy iray may kila, an-tapitrisany ireo entana levon’ny afo est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Faratsiho : Lehilahy voalaza fa nangala-jaza, nodoran’ny fokonolona velona
    Midi Madagasikara - 03:00 Aug 01, 2026
    Tondro molotra matetika dia mety ahitàn-doza amin’izao fotoana mampisavoritaka ny sain’ny rehetra izao. Tany amin’iny faritra Faratsiho iny, lehilahy iray marary saina, araka ny filazan’ny fianakaviany no voatondro ho mpangala-jaza. Nianjera tany aminy ny hatezeram-bahoaka ary tsy namelan’ny fokonolona raha tsy tapitra ny ainy. Afak’omaly, nitrangana fitsaram-bahoaka tao an-tsenan’i Faratsiho. Lehilahy iray manodidina ny 30 […] L’article Faratsiho : Lehilahy voalaza fa nangala-jaza, nodoran’ny fokonolona velona est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Fisolokiana anaty FB : Lehilahy iray voasambotra tetsy Ambaniala Itaosy
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 20, 2026
    Ela nitoratorahana ihany ny farany ingahy ka izao tsy afa-bela izao tamin’ny zandary izao. Omaly no voasambotra teny amin’iny faritra Ambaniala Itaosy iny ny tompony sy ny ao ambadik’ireo kaonty mpisoloky maromaro, efa nampitaraina olona betsaka tokoa tao anaty tambajotra sosialy tao. Tsy iza izany fa ry « Romeo HR, Idealy HR, Tahina Rakoto, Feno soa, […] L’article Fisolokiana anaty FB : Lehilahy iray voasambotra tetsy Ambaniala Itaosy est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Fisolokiana sy fisandohana andraikitra : Lehilahy milaza ho kôlônely sy mpanolontsainan’ny PRRM, voasambotra
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 18, 2026
    Dia mahagaga loatra fa raha vao miova kely ny sata sy ny mpitondra dia tsy maintsy misy olona any manomana teti-dratsy foana. Tamin’ity indray mitoraka ity dia lehilahy efa nahazo taona ihany no misandoka ho mpanolotsainan’ny Filohan’ny Fanavaozana ka maka vola etsy sy eroa satria hoe mahatafaditra ho mpiasam-panjakana. Dia ny mahazendana ange dia mbola […] L’article Fisolokiana sy fisandohana andraikitra : Lehilahy milaza ho kôlônely sy mpanolontsainan’ny PRRM, voasambotra est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Parc Tsimbazaza : Lehilahy hita faty, toa avy nodorana ?
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 17, 2026
    Hatairana ny an’ireo nahita omaly, tetsy amin’ny valan-javaboary tetsy Tsimbazaza. Lehilahy iray sahabo ho 20 taona any ho any no hita teny an-toerana ary efa tsy nisy aina intsony. Nahitana faritra may ihany koa ny teo amin’ny tarehiny sy ny masony iny ary ny faritra manodidina ny razana. Tokony ho tamin’ny fito ora sy sasany […] L’article Parc Tsimbazaza : Lehilahy hita faty, toa avy nodorana ? est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Bongatsara : Lehilahy hita faty, tsy nisy taova sy nofom-pe intsony
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 06, 2026
    Tamin’ny fomba feno habibiana tanteraka no namonoana ity raim-pianakaviana iray, monina ao Antsahabe, kaominina Bongatsara Atsimondrano ity. Tsindrona antsy roa be izao no niantefa teny aminy. Tsy vitan’izay anefa fa mbola nalaina avokoa ny taovany sy ny nofo rehetra ambanin’ny fitombenany iny. Ny alakamisy maraina teo no nahitàna ny razan’ity lehilahy 30 taona ity, teo […] L’article Bongatsara : Lehilahy hita faty, tsy nisy taova sy nofom-pe intsony est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Antampoketsa Ankazobe : Lehilahy marary saina matin’ny hatsiaka
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 03, 2026
    Manao ririn-dasa tsy tsaroana, hoy ny fitenenana. Na izany aza tsapan’ny rehetra ho nihanamirifiry ny hatsiaka tamin’ity. Ary ny loza dia namoizana aina olona iray izany tetsy Antampoketsa Ankazobe. Araka ny fampitam-bavaon’ny zandary dia lehilahy iray tsy dia salama saina loatra izy io ary tsy manan-kialofana. Hatsiaka sy hanohanana no voalazan’ny mpitsabo fa nahatonga ny […] L’article Antampoketsa Ankazobe : Lehilahy marary saina matin’ny hatsiaka est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Andriampamaky : Lehilahy tsy salama saina namono nahafaty ny anabaviny
    Midi Madagasikara - 03:00 Jun 06, 2026
    Tsindron’antsy maromaro no nintefa teny amin’ity vehivavy ity izay nitarika hatrany amin’ny fahafatesany. Nahavanon-doza teto dia tsy iza fa ny anadahiny ihany. Nitrangana vono olona mahatsiravina tao Ankazondandy, distrakn’i Manjakandriana ny marain’ny alakamisy lasa teo. Mpianadahy iray tampo no niady ary niafara tamin’ny rà mandriaka sy fahafatesan’ iray mihitsy. Araka ny fantatra dia tsy tao […] L’article Andriampamaky : Lehilahy tsy salama saina namono nahafaty ny anabaviny est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Ambodimita : Lehilahy hita faty teo amoron’arabe
    Newsmada - 06:27 Oct 03, 2025
    Lehilahy iray namoy ny ainy amoron’arabe, teny Ambodimita, omaly maraina. Mpandalo maraina no nahatsikaritra ny fisian’io olona io. Kotsan’ny orana ny akanjon’ilay lehilahy ary mety ho nitarika ny fahafatesany izany. Ahina ho tratra alina ilay raim-pianakaviana ary nandeha an-tongotra nanaraka ny vahilava nandritry ny alina. Nie­zaka namantatra azy ny mponina […]
  • Ampasimbe Brickaville : Lehilahy iray maty voatsatoka antsy
    Newsmada - 04:49 Jan 22, 2025
    Lehilahy iray tokony ho 40 taona eo ho eo no maty voa­tsatoka antsy, afakomaly ta­min’ny 5 ora sy sasany maraina, tany amin’ny kaominina Ampasimbe, Brickaville. Na­hita olona iray efa maty tao anaty alan’Ambodimanga Be­navony, 300 metatra miala ny tanàna ao Sahanibibaka, ireo mponina handeha hanao ny asa aman-draharahany, ta­min’io fotoana […]
    Tags: Lehilahy